|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vonjy maika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Ohatra |
3 Rehefa vonjy maika dia tsy natao haharitra
[4.27#2011/01/21]
4 Nanao trano vonjy maika tamin-dravim-pontsy izahay [2.643#51] |
| Fivaditsoratra | 5 vonjimaika, vonjy maika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31 |
|