Entry (Teny iditra) sefafi > SeFaFi
Part of speech (Sokajin-teny)   noun (acronym) (anarana (fanafohezanteny))
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   Fikambanana niforona tamin'ny volana Febroary 2001 ny Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena.

Tsy miankina amina antoko na iza na iza ny Fikambanana, ka izao no zava-kendreny :

  • Mamantatra sy mandalina ny olana eo anivon'ny fiarahamonina, indrindra ny mikasika ny demokrasia, ny Fanjakana tan-dalàna, ny fitantanana ny raharaham-pirenena.
  • Maneho ny heviny eo anoloan'ny zava-mitranga raha misy fisehoan-javatra amin'ny lafiny fiarahamonina na politika ka mety hanamarika ny ho avin'ny olom-pirenena
  • Mampiely ny vokatry ny fikarohana ataony.
[SeFaFi ]
Vocabulary (Voambolana)  
Quotes (Teny nalaina)  

Updated on 2010/06/30
A form to send us your comments