|
|
|
|

Teny iditra 1  borozany
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  ary ny nianamboninahitra sy ny miaramila, izay afaka ho borozany; [2.59#]
4  Rainimaharavo 16 voninahitra, Chief secretary of state sy Andriantsitohaina 16 voninahitra sy Rafaralahibemalo loholona lehibe amin' ny borozany no nanao sonia nisolo tena an-dRasoherina ary Finkelmeier masoivohon' ny fanjakana amerikana no nanao sonia tamin' ny andaniny. [2.366#]
Tsipelina hafa  5 borizany, borizano, borozano

Fivaditsoratra  6 borizano, borozany

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31