|
|
|
|

Teny iditra 1  borozano
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Ny borozano hilanja azy sy hitondra ny entana efa vita fanekena. [2.499#]
4  Ny borozano : mirandrana ny volony, satrobory no azony isatrohana. [1.437#]
5  Maika dia maika ny nisarahanay sy ireo borozano nilanja ahy ka tsy afaka nanontany azy ireo ny marina aho, sady tsy niserana tao an-tsaiko velively akory koa ny hanontany izany. [2.5]
Tsipelina hafa  6 borizany, borizano, borozany

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31