|
|
|
|

Teny iditra 1  abidia
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Ny teny vakina, teny tsy hainy, ny mpamaky koa zara raha afaka tamin' ny abidia. [2.643#]
4  Ataon'ny zanaky ny Tantsaha tsy mahay abidia ahoana no hifaninana amin'ny zanaky ny tambonivohitra manambady Vazaha, raha tenim-Bazaha no hifaninanana? [2.503#]
5  Mba hisorohana ny aferafera na kiantranoantrano, indrindra ny anarana miverina in-droa, dia aro riaka mahomby ny fampidirana ny lisitra amin' ny solosaina mifanaraka amin' ny abidia. [4.27#]
Tsipelina hafa  6 abede, abedia
Fikambanana  7 araka ny abidia
Teny nalaina  8  Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny abidia

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31