|
|
|
|

Teny iditra 1  vavy antitra
Singan-teny  2 vavy, 3 antitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Mahita vavy antitra mitanjaka: nenina, henatra, fahavalo [1.381]
6  Mihahohaho olona ilay toerana, lahy sy vavy antitra sy tanora, hatramin' ny ankizy madinika [2.472#199]
Tsipelina hafa  7 vaviantitra

Fivaditsoratra  8 vaviantitra, vavy antitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31