| Entry (Teny iditra) | ![]() |
valo |
| Part of speech (Sokajin-teny) | adjective (mpamaritra) | |
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | Fito ampiana iray: Efatra ampiana efa [...] [full text in Rajemisa 1985] | |
| English translation (Dikanteny anglisy) | Eight [Hallanger 1973] | |
| French translation (Dikanteny frantsay) | Huit [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974] | |
| Vocabulary (Voambolana) | Mathematics: arithmetic (Matematika: rafitrisa) | |
| Derivatives (Sampanteny) | ampahavalo, fahavalo, fanimbalony, fivalo, fivaloana, havaloana, imbalo, ivaloana, manimbalo, mivalo, tsivalovalo, valoina, voavalo | |
| Examples (Ohatra) | Tsy latsaka ny fito ambin' ny folo na valo ambin' ny folo kilao, hoy Raboto. [Andriamalala: Ranomasina, page 63] Soavaly valo no mipitrapitra sy mijaridina tsara toa miandry fotoana izay hiantsoana azy hiasa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 151] Vao valo taona angamba aho, ary efatra izy? [Andriamalala: Zazavavindrano] | |
| Toponymy (Haianarantany) | ||
| See (Jereo) | Fanisana vaovao ~ Addition (Fifanampiana) ~ multiplication (fampitomboana) ~ The Numbers (Ny isa) | |
| Entry (Teny iditra) | ![]() |
valo |
| Part of speech (Sokajin-teny) | noun (anarana) | |
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | Fiovana ho tsara, baboka, fifonana [Rajemisa 1985] | |
| Derivatives (Sampanteny) | fivalo, fivalozana, ivalozana, mahavalo, mivalo, mpivalo, valovalo | |
| Updated on 2012/03/17 |
|