| Entry (Teny iditra) | ![]() |
unesco > UNESCO |
| Part of speech (Sokajin-teny) | noun (acronym) (anarana (fanafohezanteny)) | |
| Malagasy translation (Dikanteny malagasy) | Teny anglisy nohafohezina io "UNESCO" io ka toy izao ny teny ao: United Nations Educational Scientific and Cultural Organization, izay midika amin'ny teny malagasy hoe: Sampan'ny Firenena Mikambana miandraikitra ny Fampandrosoana ny Fanabeazana, ny Siansa ary ny Haren-tsaina. [Rabenjamina: Triotrio] | |
| Vocabulary (Voambolana) | Organizations (Fikambanana) | |
| See (Jereo) | acronyms (fanafohezan-teny) | |
| Updated on 2010/06/30 |
|