|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tohinina |
| Fototeny | 2 tohina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Kasihina kely: Aza tohininao aho fa manoratra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Qu'on touche légèrement: Aza tohininao aho, fa manoratra (Ne me touchez pas, parce que j’écris) ~ Aza tohininao ny bokiko (Ne touchez pas mes livres)
[1.3#710] |
| Ohatra |
6 Tsy maintsy tohinina foana io fery maharary anay rehetra io.
[2.472#]
7 ary tsira-pahazavana no mananika ny tendro amam-batan' ny Tanàna, sady vonona hanohitra ny farasisan' ny ririnina mihamihintsana tohinina. [2.285#] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 12 tsy tohinina |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 ihantony, tohinina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/03 |
|