| Entry (Teny iditra) | ![]() |
tevarambe > Tevarambe |
| Part of speech (Sokajin-teny) | proper name (history) (anaran-tsamirery (tantara)) | |
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | Olona mivelona amin'ny haza sy jono ary oty any anaty ala any amin'ny Mahafaly [SLP 1986] | |
| French translation (Dikanteny frantsay) | Nom donné au Mikéa vivant dans les forêts mahafaly [SLP 1986] | |
| Synonyms (Teny mitovy hevitra) | Temafoitra | |
| Updated on 2009/09/13 |
|