|
|
|
|

Teny iditra 1  tanimena
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  tanimena no ambony tratrany; [2.436#]
4  Ny tanimena ihany no tsy nanan-dry zareo. [2.356#]
5  Ny vonitra no mahamena azy fa tsy izy akory no tanimena. [2.643#]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  7 maintane, 8 mananety, 9 mañetiña, 10 metanina, 11 mientana, mientàna, 12 tamenany, tanimena, 13 tany mena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/03