|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 somizy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Ohatra |
3 Dia nanome lamba somizy faha telo refy izahay.
[2.59#]
4 Ny lamba dia somizy fahatelo na sasa-pahafito; [1.437#] 5 Koa dia tandremo tsara fa ny folo isan-jato tsy miova, fa na dia samy somizy mitovy refy aza misy tsara sy ratsy, ka tsy mitovy ny vidiny, fa misy be vidy ary misy kely vidy; [2.366#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31 |
|