|
|
|
|

Teny iditra 1  sioka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Famoahan-drivotra amin' ny molotra na ny nify sy ny lela ka mahatonga feo mifioka; siaka. [1.1]
Ohatra  4  Izay sioka izay no fandre-dry Katy mianadahy avy ka mahatsindrin-daona azy ireo hitsena an-drainy eny am-pefiloha. [2.470#41]
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  19 siaka
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how sioka
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 akiso, 23 isoka, 24 kaosy, 25 kiosa, 26 kisoa, 27 osika, 28 saoky, sioka, 29 soaky, 30 sokay, 31 sokia

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07