|
|
|
|

Teny iditra 1  raiamandreny
Singan-teny  2 ray, 3 amana, 4 reny
Sokajin-teny  5  anarana
Ohatra  6  Rakoto sady raiamandreny amy ny nofo koa; [2.59#]
7  Matokia ianareo fa izaho no andrian-tokana, izaho no raiamandreny. [2.508#]
8  Noravan' ny raiamandreny koa ny olona ka samy fihahaka namonjy ny lahasany. [2.643#]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :

Fivaditsoratra  raiamandreny, 11 ray aman-dreny

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31