|
|
|
|

Teny iditra 1  pitsiny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [anglais pitch] ny haavo na ny haivam-peo amin' ny hira [1.1]
4 sasiny na filatro amin' ny fitendrena zavamaneno; fihetsika na fiangolangolana alohan' ny hamakiana teny na hiventesana hira: Hira ve ity kailana pitsiny ? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the pitch of a tune [1.2#481]
Fanazavàna teny frantsay  6 ton, ce qui donne un peu de relief [1.3#471]
Voambolana  7  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how pitsiny

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04