Entry (Teny iditra) omby
Part of speech (Sokajin-teny)   noun (anarana)
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   Biby lehibe ompiana, karazan' ny biby ma [...] [full text in Rajemisa 1985]
   Biby lehibe tariky ny misy taolantehezan [...] [full text in Akademia 2005]
English translation (Dikanteny anglisy)   An ox, a cow, cattle. Bos indicus, Var. [swa. Ngombe.] see ombe. [Richardson 1885]
   A cow, an ox; cattle [Hallanger 1973]
French translation (Dikanteny frantsay)   Boeuf, l'espèce bovine
¶ Grossier qui ne sait pas la politesse [Abinal 1888]
   Boeuf [Rajemisa 1965]
   Boeuf, vache [Hallanger 1974]
International definition (Famaritana iraisam-pirenena)   Bos indicus [3.1]
Italian translation (Dikanteny italianina)   Bùe (lahy), vacca (vavy) [Profita 1969]
German translation (Dikanteny alemà)   Rind, Rinder: Mitrena ny omby (die Ri [...] [full text in Bergenholtz 1991]
Vocabulary (Voambolana)  
Morphology (Ny bikany)  
omby
ombiko
ombinao
ombiny
ombintsika
ombinay
ombinareo
ombin'
ombin-
ombim-
Synonyms (Teny mitovy hevitra)  
Expressions (Fombam-pitenenana)  
Examples (Ohatra)   Hay valan'omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Ombiko ireo, nisy mpamosavy alika namoaka angamba ireo [Andraina: Mitaraina]
Rahefa tsy ampy ny volan'ialahy, amido amiko ny ombin-tsaretin'ialahy [Andraina: Mitaraina]
Quotes (Teny nalaina)  
Proverbs (Ohabolana)  
Toponymy (Haianarantany)   Place names having the word omby
See (Jereo)  
  
Bibliography (Bibliôgrafia)   Molet: Boeuf ~ Evers: Zebu
Web (Habaka)  
Scientific-web http://www.scientific-web.com/en/Biology/Animalia/Chordata/Mammalia/BosIndicus01.html
Zebu Nation http://www.raziasaid.com/standard/
Zebu Overseas Board http://www.zob-madagascar.org/
Illustrations (Sary)  

Entry (Teny iditra) omby
Part of speech (Sokajin-teny)   adjective (mpamaritra)
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   Antonona, sahaza (ka samy azo ilazana az [...] [full text in Rajemisa 1985]
   Antonona, sahaza ka samy azo faritana am [...] [full text in Akademia 2005]
   Antonona [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
English translation (Dikanteny anglisy)   Sufficient, enough, competent, large, spacious, roomy, reaching to, arriving at. It is also used for mby [Richardson 1885]
French translation (Dikanteny frantsay)   Suffisant, capable de contenir, qui contient; arrivé, rendu, entré dans: Omby olona roapolo ity trano ity (Cette maison peut contenir vingt personnes) / Tsy omby ny tongotro ireto kiraro ireto (Ces souliers sont trop petits pour mes pieds) / Nony omby tao an-trano izy... (Lorsqu'il fût arrivé à la maison...) [Abinal 1888]
Derivatives (Sampanteny)  
Expressions (Fombam-pitenenana)  
Illustrations (Sary)  

Entry (Teny iditra) omby
Part of speech (Sokajin-teny)   noun (anarana)
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   Trano ataon' ny bibindandy [Rajemisa 1985]
   Trano ataon'ny bibin-dandy hisitrihany [Akademia 2005]
English translation (Dikanteny anglisy)   [Richardson 1885]
French translation (Dikanteny frantsay)   Action de faire le cocon, se dit des vers à soie [Abinal 1888]
Vocabulary (Voambolana)  
Derivatives (Sampanteny)  

Entry (Teny iditra) omby
Part of speech (Sokajin-teny)   noun (anarana)
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   Sefo, lehibe [Sambo 2001]
French translation (Dikanteny frantsay)   Chef, patron (le chef est fort comme un [...] [full text in Sambo 2001]
Synonyms (Teny mitovy hevitra)  

Updated on 2012/03/03
A form to send us your comments