|
|
|
|

Teny iditra (1/7) 1  no-
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3 the sign of the past tense of derivative passive verbs commencing with a consonant and formed by affixes. Comp. n-. [1.2]
4 particle or prefix indicating the past tense of passives, as: terèna (passive verb) and noterèna (to have been pressed or compelled) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 particule ou préfixe qui indique le temps passé des verbes passifs; exemple: terèna (qu'on presse, qu'on constraint) et noterèna (temps passé) [1.8]

Teny iditra (2/7) 6  no
Sokajin-teny  7  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  8 a determinative emphatic particle. For a full and concise explanation of the use of this word see "Concise Introduction to the Malagasy Language," by Rev. W.E. Cousins, or "Malagasy for beginners," pp. 82, 83. When followed by ho it implies motion towards, as: no ho mankatỳ, no ho midina, no ho mianavaratra [1.2]
9 of sentence inversion, emphatic and exclusive, as: izy no nanao izany: it was he who did that [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 c'est ... qui: izy no nanao izany: c'est lui qui a fait cela [1.8]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny how no

Teny iditra (3/7) 12  no
Sokajin-teny  13  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  14 a contraction of noho [1.2]
Fikambanana  15 aiza no

Teny iditra (4/7) 16 
Sokajin-teny  17  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18 [Tanosy] raha: Nô avy ny orana, da tsy miasa aho [1.78]

Teny iditra (5/7) 19  no    
Sokajin-teny  20  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  21 tsia
22 tsy misy
23 latsa-bato mandà [1.17]
Fikambanana  24 eo no ho eo

Teny iditra (6/7) 25  No    
Sokajin-teny  26  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  27 Singa mivaingana, faha-102 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  28 Nobelium. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  29 Nobélium. [3.1]
Voambolana  30  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  31  Fisokajiana miherina

Teny iditra (7/7) 32  No
Sokajin-teny  33  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  34 No [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  35 No [2.996]
Voambolana  36  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  37 Toko sy andininy momba No

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31