|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ngita |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza volo miolokolika sy mihoronkorona kely madinika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 woolly hair; well twisted cord. Comp. tso-bolo (tsotra).
[1.2] 5 kinky (of hair); well-twisted (of rope) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 crépu, qui a des cheuveux laineux
[1.196] 7 crépu (se dit des cheveux); bien tordue (se dit d'une corde) [1.8] |
| Ohatra |
8 Lahy fotsy ngita volo Rakoto.
[1.437#]
9 Eto no misy volo ngita mifandray tendro sy akondro mifanakon-dravina aminy. [2.588#] 10 Amin' ny ankapobeny dia misy karazany roa ny volon' ny vehivavy: ngita sy malama. [1.519#] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how ngita |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | ngita, 28 tangy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/03 |
|