|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitanin' andro |
| Sokajin-teny | 2 kambanteny |
| Ohatra |
3 Ny omby no avoakany maraindraina tsy mbola afa-dranonando, ary dia eny amin' ny trano bongo fialofan' ny mpampita lakana izy no mitaninandro sy mitango resaka.
[2.470#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31 |
|