|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 matavy |
| Fototeny | 2 tavy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra be menaka: Hena matavy
5 Enti-milaza olona na biby be jabora, be menka, botrefona: Misanehakany olona matavy rehefa miaka-piakarana [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 10 amboamboakely, 11 bada, 12 bekibo, 13 beroroha, 14 betraotraoka, 15 bebaka, 16 bodofotra, 17 bolangina, 18 boresaresa, 19 botabota, 20 botanaka, 21 botitaka, 22 botrabotra, 23 botrefona, 24 daboka, 25 dofotra, 26 dokadoka, 27 donga, 28 dongadonga, 29 fatrofatro, 30 hivokivoka, 31 madonda, 32 mianakanaka, 33 mibonabona, 34 midibadiba, 35 minendonendo, 36 mitsinatsinaka, 37 monamona, 38 montamonta, 39 refo, 40 saingona, 41 tetemenaka, 42 tretrohina, 43 vaventy, 44 vondraka, 45 vongavonga |
| Fikambanana | 46 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny how matavy |
| Ohabolana | 47 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | matavy, 48 mitava |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|