|
|
|
|

Teny iditra 1  malaho
Fototeny  2 laho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 [Antemoro] (jereo halaho) [1.78]
5 Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaho izany [1.1]
Tovy hevitra  6 malaholaho
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how malaho

Fivaditsoratra  8 halamo, 9 hamalo, 10 Hamola, 11 lamaho, 12 mahalo, 13 mahola, malaho, 14 maloha

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04