|
|
|
|

Teny iditra 1  lotra
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandorana ho may ary fanalana ny volon' ny biby na vorona hovonoina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 l'action de brûler des plumes ou des poils pour les arracher ensuite avant la cuisson [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how lotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04