|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Itrimobe |
| Singan-teny | 2 trimo, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 personage de Razam-be: Ifaramalemy sy Ikotobekibo
[1.11] |
| Ohatra |
6 Dia niakatra izy ka nanao fanafana araka ny natoron' itrimobe.
[2.69#]
|
| Voambolana | 7 Finoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31 |
|