| Entry (Teny iditra) | ![]() |
imerimanjaka > Imerimanjaka (merina, zaka) |
| Part of speech (Sokajin-teny) | proper name (geography) (anaran-tsamirery (jeôgrafia)) | |
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | Vohitra kely eo andafy andrefan' i Alasora, mifanao Alahamady sy Adimizana izy roa, elanelanim-tanimbary ary atsimon-Antananarivo. Ny bokin-dRainianjanoro sy ny gazety "Fanazavana" Juin 1930, ary ny Tantaran-ny Andrianan-i mompera Callet (takelaka 252-253) dia samy milaza azy ho isan-ny Tendrombohitra 12; fa ilay jeografy kely tranainy tamin-ny Tany gasy kosa tsy nilaza azy ao amin-ny fitanisany... [Ravelojaona 1937] | |
| Vocabulary (Voambolana) | History: places (Tantara: toerana) Geography: towns (Jeografý: tanàna) | |
| Geography (Jeografia) |
| |
| See (Jereo) | Twelve holy hills of Imerina (ilay vohitra masina roa amby ny folo ao imerina) | |
| Updated on 2012/05/03 |
|