| Entry (Teny iditra) | ![]() |
ikaloy > Ikaloy |
| Part of speech (Sokajin-teny) | proper name (geography) (anaran-tsamirery (jeôgrafia)) | |
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ... [Ravelojaona 1937] | |
| Vocabulary (Voambolana) | Geography: mountains, vales (Jeografý: temdrombohitra sy saha) | |
| See (Jereo) | Twelve holy hills of Imerina (ilay vohitra masina roa amby ny folo ao imerina) | |
| Updated on 2012/05/03 |
|