|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanjera |
| Fototeny | 2 zera |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manjera, mandavo, mandaboka
5 Azo azera [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ce qu’on peut faire tomber, manière de précipiter
[1.3#872] |
| Teny iditra (2/2) | 7 fanjera |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 [Bara] kanonta hazo
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/03 |
|