|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahefatrambinifolo |
| Singan-teny | 2 efatra, 3 folo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Ohatra |
5 Nosoratany teo anaty rovany tao Tuileries tamin'ny fahefatrambinifolo andro amin'ny Avrily (Asorotany) tamin'ny taona arivo sy valon-jato sy fitoambitelopolo.
[2.366#]
|
| Voambolana | 6 Matematika: rafitrisa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31 |
|