|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 baomba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Ohatra |
3 Dia tonga tokoa ny Amiraly Pierre nanjera baomba tao Mojanga
[2.113#]
4 Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro [2.472#144] 5 Heverin' ny firenena iray fa hery lehibe ho azy ny fananany baomba mahery vaika maro [1.62#181] |
| Voambolana | 6 Miaramila |
| Tsipelina hafa | 7 baombo, bomba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31 |
|