| Entry (Teny iditra) |
 |
asa
|
| Part of speech (Sokajin-teny) | |
adverb (tambinteny)
|
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | |
Tsy fantatro, tsy mahalala aho [Tanala]
[Rakotosaona 1972]
|
| | |
Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantara [...] [full text in Rajemisa 1985]
|
| English translation (Dikanteny anglisy) | |
Don't know [Richardson 1885]
|
| | |
I don't know [Hallanger 1973]
|
| French translation (Dikanteny frantsay) | |
Je n'en sais rien [Hallanger 1974]
|
| Synonyms (Teny mitovy hevitra) | |
| Expressions (Fombam-pitenenana) | |
|
|
| Entry (Teny iditra) |
 |
asa
|
| Part of speech (Sokajin-teny) | |
noun (anarana)
|
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | |
Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny m [...] ¶ Raharaha: Inona no asan' ny rainao, r [...] ¶ Fihadiana tany amin' ny angady mba hovol [...] ¶ Fampiasana: Asa saina [full text in Rajemisa 1985]
|
| English translation (Dikanteny anglisy) | |
Tillage, labour, work [Richardson 1885]
|
| | |
Working the soil; work in general [Hallanger 1973]
|
| French translation (Dikanteny frantsay) | |
Culture du sol, travail [Hallanger 1974]
|
| | |
Emploi, fonction, opération, ouvrage, travail [SLP 1986]
|
| Derivatives (Sampanteny) | |
| Expressions (Fombam-pitenenana) | |
|
| Proverbs (Ohabolana) | |
|
| Entry (Teny iditra) |
 |
asa
|
| Part of speech (Sokajin-teny) | |
noun (anarana)
|
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | |
Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana ol [...] [full text in Rajemisa 1985]
|
| English translation (Dikanteny anglisy) | |
[Richardson 1885]
|
| Derivatives (Sampanteny) | |
|
| Entry (Teny iditra) |
 |
asa
|
| Part of speech (Sokajin-teny) | |
noun (anarana)
|
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | |
Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. [Rajemisa 1985]
|
| English translation (Dikanteny anglisy) | |
Sharpening [Hallanger 1973]
|
| French translation (Dikanteny frantsay) | |
Affûtage [Hallanger 1974]
|
| Derivatives (Sampanteny) | |
|
| Entry (Teny iditra) |
 |
asa
|
| Part of speech (Sokajin-teny) | |
noun (anarana)
|
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | |
Lalàna [Betsimisaraka]
[Rakotosaona 1972]
|
|
| Entry (Teny iditra) |
 |
asa
|
| Part of speech (Sokajin-teny) | |
adjective (mpamaritra)
|
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | |
Folo [Antemoro]
[Rakotosaona 1972]
|
| Vocabulary (Voambolana) | |
|
| Entry (Teny iditra) |
 |
ASA
|
| Part of speech (Sokajin-teny) | |
noun (acronym) (anarana (fanafohezanteny))
|
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | |
Ankohonana ~ Sahirana ~ Arenina [3.1]
|
| English translation (Dikanteny anglisy) | |
ASA is a non-profit organization that train, teaches and help marginalized families to reintegrate society permanently, as peasants or urban workers. [3.1]
|
| French translation (Dikanteny frantsay) | |
Accueil des Sans-Abri:
ASA est une association caritative qui forme, éduque et aide les familles en voie de marginalisation, à se réinsérer de façon permanente en milieu rural ou urbain [3.1]
|
/m:web>
| Vocabulary (Voambolana) | |
| See (Jereo) | |
| Web (Habaka) | |
Accueil des sans-abri http://www.asa-madagascar.org
|
| Illustrations (Sary) | |
|
|
| Entry (Teny iditra) |
 |
ASA
|
| Part of speech (Sokajin-teny) | |
noun (acronym) (anarana (fanafohezanteny))
|
| English definition (Famaritana anglisy) | |
American School of Antananarivo [3.1]
|
/m:web>
| Vocabulary (Voambolana) | |
| See (Jereo) | |
| Web (Habaka) | |
American School of Antananarivo http://www.asamadagascar.org
|
|