|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Antemoro |
| Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
| Ohatra |
3 Hita fa tsy anganoangano ny Zafitsimanito: tsy inona fa ny tranainy teto, ary lavina fa tsy antemoro ireo.
[2.245#]
4 Efa hitantsika ny momba ireo antemoro anarivony nandevozinà tany Bara taorian' ny naharesy azy tao Marosily. [2.508#] |
| Voambolana | 5 Tantara: firenena |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31 |
|