|
|
|
|

Teny iditra 1  Antandroy
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Ohatra  3  Izy no lazaina fa mahery indrindra tamin' ny Antandroy. [2.508#75]
4  Fahita amin' ny Antandroy sy Vezo ary Sakalava io toe-javatra io. [1.406#]
5  Sao dia arahin'ny kakabemaso, hoy kosa Imanjavelo, Antandroy lahy. [1.335#]
Voambolana  6  Tantara: firenena

Fivaditsoratra  7 andranito, 8 andrantoy, Antandroy, 9 itondrana, 10 tain-drano

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31