Entry (Teny iditra) ankamantatra (fantatra)
Part of speech (Sokajin-teny)   noun (anarana)
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   Filazan-javatra izay tiana hovinanin' ny [...] [full text in Rajemisa 1985]
   Ny ankamantatra dia avy amin'ny fototeny hoe fantatra. Misy zavatra tian-kofantarin'ny mpihaino ary ilana valin-teny eo no ho eo fa tsy miandry ela. Misy olona iray mpitarika mametra-panontaniana izay miandoha hatrany amin'ny hoe: "Inona àry izany?". Miantefa amin'ny mpivory rehetra mandray anjara amin'ity kilalao ity ny fanontaniana ary izay mahita na mahalala dia mananga-tanana ka manome ny valiny avy hatrany. ... [http://www.haisoratra.org/article.php3?id_article=302]
French translation (Dikanteny frantsay)   énigme, charade [Abinal 1888]
   Devinette, énigme [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary (Voambolana)  
See (Jereo)  
Web (Habaka)   Haisosatra.org: Ankamantatra  http://www.haisoratra.org/article.php3?id_article=302

Updated on 2009/02/23
A form to send us your comments