|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aninkeheo |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Ohatra |
3 Maty masoandro aninkeheo no nandaozanay an' i Maroantsetra hianavaratra.
[2.471#]
4 nilamina loatra" ny saiko aninkeheo azon' ny sigara, ka natory tsy satry aho. [2.285#] 5 Ary nanjary orana nahavonto lamba ilay erika aninkeheo, ka nahatsiaro nangatsiaka Zaka. [2.5#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31 |
|