|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anelanelana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo afovoan' ny olona na zavatra roa: Nipetraka teo anelanelan' i dada sy i neny Ikoto
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 see elanelana.
[1.2] |
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how anelanelana |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|