Entry (Teny iditra) Andrea
Part of speech (Sokajin-teny)   proper name (history) (anaran-tsamirery (tantara))
English translation (Dikanteny anglisy)   Andrew [Baiboly]
French translation (Dikanteny frantsay)   André [Baiboly]
Vocabulary (Voambolana)  
Examples (Ohatra)   Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera; ary Jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i Jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra; ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy [Baiboly, Marka 3:16-19]
Ny mpianany anankiray, dia Andrea, rahalahin'i Simona Petera, nilaza taminy hoe: [Jaona 6:8] [Baiboly]

Updated on 2012/03/23
A form to send us your comments