|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahahy |
| Fototeny | 2 hahy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Apetraka mivelatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Ahahazo tsara ny lambanao sao tsy misy hoentinao rahampitso
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 used in speaking of something dried in the sun.
[1.2] 6 to be dried in the sun [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on étend, qu'on fait sécher
[1.3#204] 8 qu'on sèche au soleil [1.8] |
| Ohatra |
9 ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany.
[2.117#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 15 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | ahahy, 16 hahay, 17 hahia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/31 |
|