|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  Z  ~  z    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra miova ho toe-javatra; ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Man zaitra = manjaitra.
4 Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 The last letter of the Malagasy Alphabet. It is pronounced as s in the English word bays. When a word ending in -ka or -tra is joined to another word beginning with z, the -ka or -tra is rejected, and the z becomes j, as: Satro-jovy [satroka and zovy], Tongo-jaza [tongotra and zaza] . When the verbal prefix Man- is added to words commencing with z, the z becomes j, as Manjo [man- and zo.] The same occurs when the preposition Any is prefixed to words beginning with z, as: Anjovy [any and zovy]. See j . [1.2#793]
Fanazavàna teny frantsay  6 Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Mpanahaka  7  abid
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how z
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny abidia
Lahatsoratra  10 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 
11  12 

Teny iditra (2/2) 13  Z
Sokajin-teny  14  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  15 zatokilao [1.13]
Voambolana  16  Fizìka

Nohavaozina tamin' ny 2026/06/01