| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana 2 misy ny teny hoe : mitonantonana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Aza mitonantonana, toy ny hava-nalaina. [2.653 #668]
Aza mitonantonana toy ny havana nalaina. [2.165 #695]
Mitonantonana, toy ny havana alaina. [2.653 #1882]
|
| Dikanteny frantsay | Ne restez pas à ne rien faire comme un parent (ou ami) que l' on vient de faire chercher, et qui, ou bien ne sait pas ce qu' il y a à faire, ou bien s' en désintéresse. [2.165]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Aza mitonantonana, toy ny sobiky natoetra. [2.653 #668]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|