| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana 1 misy ny teny hoe : boridana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Indraindray izy dia toy ny voahangy raraka, ary indraindray dia voantay miboridana. [2.653 #1132]
Indraindray izy mba toy ny voahangy raraka, ary indraindray dia voantay miboridana. [2.558 #1424]
Indraindray izy toy ny voahangy raraka, ary indraindray voantay boridana. [2.165 #505]
|
| Dikanteny frantsay | A certains moments il est semblable à un ruisseau de perles, mais à d' autres, par contre, à une bande de bousiers. [2.165]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|